|
|
|
|

Teny iditra1  tonon' andro
Singan-teny  2  tonona, andro
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] vintana araka ny andro ahaterahana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.10] jours astrologiques
6  [1.3, 1.5] le destin du jour
7  [1.3] Le sort du jour, le bien ou le mal qu’il apporte avec lui
8  [1.5] horoscope
Ohatra  9  fa savihiny ny tononandro fa zava-mahery ny tononandro. [2.48]
10  tononandro inona leiroa ity andro anio ity, hoy i Kadadra? [2.895#]
11  Izy no iankinan' ny rehetra hamantarana ny tononandro tsara ho fantatra na ny mahasoa na ny mandoza. [2.508#]
12  Atsy andrefana atsy misy vololondravina roa mifanatrika alao vintana alao tononandro fa na tsy mivady aza miranitra fadiro ny ahibahoaka fandrao halambahoaka an-tanana fadiro ny tsitohintohina fandrao tohim-pitia koa lavo [2.131]
Voambolana  13  Fivavahana, finoana
Kamban-teny 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny tonon' andro io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07