Teny iditra | tonon' andro tsy maha-lehilahy | |
Singan-teny | tonon' andro ; tsy ; mahalehilahy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fa na iza na iza rehefa sendra ny tonon' andro na vintan-dratsy tsy afa-manoatra; ilazana fa misy ny herin' ny vintana, ka na efa mitandrina mafy aza, dia mandaitra amin' ny tsy nampoizina ny vintana [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |