Teny iditra | 1 tonon' andro tsy maha-lehilahy |
Singan-teny | 2 tonon' andro, tsy, mahalehilahy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza fa na iza na iza rehefa sendra ny tonon' andro na vintan-dratsy tsy afa-manoatra; ilazana fa misy ny herin' ny vintana, ka na efa mitandrina mafy aza, dia mandaitra amin' ny tsy nampoizina ny vintana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |