Teny iditra tononkalo
Singan-teny tonona ; kalo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Asa soratra misy sarin-teny sy aingam-panahy, vita amin' ny teny mirindra, izay matetika miady roa ny tonom-peon' ny faran' andalany, na mifanararakaraka izany na mifanelanelana [1.1]
 Lahabolana, lahateny miady rima, matetika natokana hohiraina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Poème [1.13]
Ohatra 
1Tsimpony ireo tsilalaonteny hita amin' ity tononkalo ity, ary hazavao. [2.285]
2Anisan' ny tafiditra tamin' ny fandaharam-potoana fankalazana sy fahatsiarovana ny famakiana ity tononkalo ity. [2.576]
Voambolana 
Kamban-teny 
Lohateny Tononkalo sy lahatsoratra (Rajemisa-Raolison Régis)

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28