|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tonon-kira
Singan-teny  2  toñona, hira
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] teny voarindra asiana feony
Lohateny  5  Tononkira
6  Vainafo Tononkira (Randja Zanamihoatra)

Teny iditra (2/2)7  Tononkira
Singan-teny  8  tonon-kira
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  10  [2.996] Song of Songs: one of the books of the Bible
Fanazavàna teny frantsay  11  [2.996] Cantiques: un des livres de la Bible
Voambolana  12  Soratra Masina

Fivaditsoratra  13  korontani, nakotrony, nitronako, nokotrain, nokotrani, notinorak, tonon-kira

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08