Teny iditra | 1 tontosaina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vitaina tsara daholo: Notontosainy ny tetiny dia lasa izy Lavorarina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be accomplished |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] qu'on accomplit, qu'on mène à bonne fin |
Fototeny | 6 tontosa |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 atontosany, tontosaina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |