Teny iditra tora-botsotra (toraka, votsotra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza vidin-javatra atolotra avy hatrany fa tsy atao trosa
Mitovy hevitra: tolo-botsotra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay payement au comptant [Abinal 1888]

2012/09/20