|
|
|
|

Teny iditra1  tora-botsotra
Singan-teny  2  toraka, votsotra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza vidin-javatra atolotra avy hatrany fa tsy atao trosa
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] payement au comptant
Mpanahaka  6  tolo-botsotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19