Teny iditra toraka am-pivalanana (toraka, any, valana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fanararaotana hamely ny hafa amin' ny fotoana maha-mora ny anaovana izany [Rajemisa 1985]

2012/09/20