|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fivalanana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fandehanana an-dakana manaraka ny rano mandeha midina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] The descent of a river
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#176] Le cours d’une rivière
Fototeny  6  valana
Tohi-kevitra  7  fiorihana
Mpanahaka  8  anava
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)11  fivalanana
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1] Fangerena, na koa ny faikan' ny sakafo izay avoakan' ny zavamananaina avy amin' ny tsinainy
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3#176] lieux d'aisance, purge, excréments
15  [1.196] (racine valana : écoulement rapide de liquide). Nom poli des excréments, selles (les noms vulgaires sont diky et tay). S'emploie aussi dans le sens de purge, produit purgatif. (voir fampivalanana, plus correct). [Merina]
16  [Betsileo]
Ohatra  17  [2.445#] Tazo sy ny fivalanana no aretina tena mamely azy ireo.
Voambolana  18  Fahasalamana
Fototeny  19  valana
Mpanahaka  20  diky, tay
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02