Teny iditra tora-masoandro (toraka, maso, andro)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy famantarana halavan-javatra na habeny na halaviran' ny toerana misy azy amin' ny fijerena ny fandehan' ny fahazavana [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay un hasard, au hasard [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31