Teny iditra | 1 torebiny |
Fototeny | 2 torebina |
Sokajin-teny | 3 anarana torebina sy mpisolo |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] [anglisy treble] Amin' ny hira misy feo maro, ilay fizarana ataona feon-dehilahy avo indrindra: "Lohataona... Indreny fa manao tonera avo dia avo ny papango, arahin' ny railovy ny torebiny malefaka; ampian' ny goaika fasiny mikantsankantsana; dobohan' ny toloho ny besony mikotrokotroka (Rabenjamina Androvakely) |
Voambolana |
5 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
Tovy hevitra | 6 torebina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |