|
|
|
|

Teny iditra1  torimaso
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fialan' ny tena sasatra amin' ny fikimpian' ny maso sy ny tsy fahatsiarovan-tena
Singan-teny  4  tory, maso
Kamban-teny 
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny torimaso io

Fivaditsoratra  8  amotsiro, amotsory, atorosim, isotroam, misotroa, sotromay, torimaso

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21