Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : torimaso | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Heviny ihany toy ny torimaso hariva. [2.558 #90, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Izy no tsara torimaso, efa | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Kamo tia torimaso : tsy aretina fa mosavy tenany ihany. [2.558 #1594] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Kilemaina be torimaso : manadino ny loza manjo ny tena. [2.558 #1652]
Kilemaina be torimaso : manadino ny loza manjo tena. [2.415 #2603, 2.653 #1270] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Personne atteinte de difformité : si elle dort beaucoup, elle oublie le malheur qui la frappe. [2.415 #2603] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le sommeil, c' est une petite mort, c' est la figure de la mort. [2.415 #2863] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Ny lohataona toy ny voahangy raraka, fa mahabe torimaso ny malaina. [2.558 #3086] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Ny torimaso no itoviana amin' ny mpanan-karena. [2.165 #1436, 2.415 #2230] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Dans le sommeil on ressemble aux riches. [2.415 #2230]
En dormant, on ressemble aux riches (puisqu' ils dorment aussi). [2.165 #1436] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Endormis, tous les hommes sont égaux. [2.415 #2230] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Torimaso hariva : heviny ihany ny lasa. [2.653]
Torimaso hariva ka ara-keviny ihany. [2.558 #272] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Torimasom-baviantitra ka vita am-pitsongoana anana ihany. [2.558 #273]
Torimasom-bavy antitra : vita am-pitsongoana anana ihany. [2.415 #1937] Torimasom-bavy antitra : vita am-pitsongoana ihany. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Somme de vieille : il se passe en ramassant les légumes. [2.415 #1937] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Elle somnole toujours. [2.415 #1937] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Torimason' akoho, ka vita an' anjona ihany. [2.558 #274]
Torimason’ akoho : vita an' anjona ihany. [2.974 #358, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Sommeil de poule : toujours sur ses gardes. [2.974 #358] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Torimason-jamba : aina no fetra. [2.653 #3151, 2.974 #173]
Torimason-jamba ka aina no fetra. [2.558 #275] Torimason’ ny jamba : taolam-balo no fetra. [1.147 #T106] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le sommeil de l’aveugle dure jusqu’à sa mort. [2.974 #173] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Tsy mba fanambadian-kalaina, fa avy ho azy toy ny torimaso. [2.165 #1837, 2.415 #1408]
Tsy mba ny fanambadian-kalaina, fa ny avy ho azy toa torimaso. [2.558 #4551] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce n' est pas un mariage cherché, mais un mariage qui vient tout seul comme le sommeil. [2.415 #1408]
Ce n' est pas un mariage voulu (par le mari), mais un mariage qui vient tout seul comme le sommeil. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des époux divorcés qui reprenaient la vie commune. [2.415 #1408]
Se dit lorsque des époux séparés reprennent, d' un commun accord, la vie commune. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Zovin' ny mpiambina : mahamamy ny torimason' ny marina. [2.558 #5107] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||