Teny iditra | torimaso | |||
Singan-teny | tory ; maso | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fialan' ny tena sasatra amin' ny fikimpian' ny maso sy ny tsy fahatsiarovan-tena [1.1] | |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny torimaso io | |||
Ankamantatra | Andriamatoa tia sangy, Andrianaivo manao sangy mahery, Ifaralahy manao fo lentika? Torimaso
Mihiratra tsy mahita azy, mikimpy vao mahita azy? Torimaso | |||
Fivaditsoratra | amotsiro, amotsory, misotroa, sotromay, torimaso |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/24 |