Teny iditra | 1 toriteny |
Singan-teny | 2 tory, teny |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] preaching; a sermon |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 1.8] sermon 6 [1.3] discours 7 [1.8] prédication |
Ohatra |
8 Fa raha ny toriteny kosa dia tsy nisy azonay ankizy. [2.356] 9 Ary tsy nisy toriteny natao, fa ny ray aman-dreny vitsy vitsy, no nangatahina handaha-teny fohy fohy avy: [2.59] |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 11 fitorian-teny |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |