Teny iditra (1/3) | 1 toro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanondroana, fampahafantarana, filazana, fampianarana: Toro lalana, toro-hevitra [1.1] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 10 tôro |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
12 sommeil [Sakalava-Mayotte]
[1.405] |
Teny iditra (3/3) | 13 toro |
Sokajin-teny | 14 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
15 maty: Toro izy [Taisaka]
[1.78] 16 Voaporitra, voatoto: Toro ny tanako voakaton' ny varavarana [1.1] |
Fivaditsoratra | 17 otro, toro, tôro, otro, toro, tôro |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |