|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tosaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mitobaka any ivelany, miraraka na mihanaka noho ny habetsahany
Miparitaka eo am-pahavakiana
Tapaka.
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)9  tosaka
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.13] refin-kadirin-drano mikoriana isan-tsegondra amin'ny metatra toratelo amin'ny vavarano na toerana iray amin'ny renirano
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.13] débit

Fivaditsoratra  13  akotsa, atosak, atsako, atsoka, tosaka, tsaoka, tsoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21