Teny iditra totokafo (totoka, afo)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Voahodidin' ny afo [1.1]

Teny iditra totokafo (totoka, afo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Asa maika mora mifanontona tsy maintsy hatao tsy misy hataka andro [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31