Teny iditra | totokafo (totoka, afo) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Voahodidin' ny afo [1.1] | |
Teny iditra | totokafo (totoka, afo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Asa maika mora mifanontona tsy maintsy hatao tsy misy hataka andro [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |