Teny iditra (1/2) | 1 tototra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Nasiana zavatra ka feno tanteraka: Efa tototra ve ilay lavaka ao atsimontrano? Feno, rakotra, lelika: Tototry ny antsanga ny tanimbarinareo ~ Tototry ny alahelo ~ Tototry ny voninahitra Poritra: Tototry ny fanompoana ny vahoaka ka mimenomenona |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] filled; covered with earth |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] comblé, couvert de terre |
Ohatra |
6 tototra tsikelikely teny ny saha rehetra. [2.472] 7 Izany no mahatonga ny tanimbary ho tototra atsanga. [2.117] |
Sampanteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny tototra io |
Teny iditra (2/2) | 14 totòtra |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] Fanetsiketsehana ny foly mba hampitovy tantana azy hatrany tsy misy madilana; filefahan' ny hozatra. |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3#736] Secousses qu’on fait subir au fil pour l’égaliser figuré: détente des nerfs |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 23 atototr, totòtra, tototra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/24 |