Teny iditra | 1 tovonana |
Fototeny | 2 tovona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ampiana avy eo ambony: Tovony ny tranonao fa iva loatra |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] à quoi on ajoute |
Ohatra |
6 ka izay efa vita dia tovonana ihany. [2.347] 7 Ary azo amboarina tsara ny zavatra : tovonana na anesorana araka izay ilaina hahavanonany. [1.377] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny tovonana io |
Fivaditsoratra | 13 natovona, notavona, notovana, tovonana |
Nohavaozina tamin' ny 2022/06/12 |