Teny iditra tovon' antitra
Singan-teny tovo ; antitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny olona miditra eo amin' ny fahalehibeazana ara-taona, nefa mbola mavitribitrika [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14