|
|
|
|

Teny iditra1  toy ny
Sokajin-teny  2  kambanteny
Ohatra  3  Mafy toy ny vato ny foko! [2.508#298]
4  Mandeha izy toy ny hirebika [2.69#27]
5  Tsy mba manana tandroka toy ny omby izy [2.117#116]
6  toy ny hazo, matin' ny hitsiny, ary toy ny omby, matin' ny taviny [2.558]
Singan-teny  7  toy, ny

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/08