Teny iditra toy ny (toy, ny)
Sokajin-teny fomba fiteny
Ohatra 
1Mafy toy ny vato ny foko! [Randriamamonjy: Tantara]
2Mandeha izy toy ny hirebika [Dahle: Angano]
3Tsy mba manana tandroka toy ny omby izy [FOFAFIPE: Rosovola]
4Toy ny hazo, matin' ny hitsiny, ary toy ny omby, matin' ny taviny [Rinara 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31