Teny iditra (1/2) | 1 tra-boina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy | 3 voan' ny loza, tra-doza [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy | 4 victims of disaster [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay | 5 sinistré [1.8] |
Ohatra |
6 Ankasitrahana ireo fikambanana sy ireo malala-tànana rehetra izay niara- nifarimbona tamin' ny fanampiana ireo traboina. [1.368#] |
Singan-teny | 7 tratra, voina |
Lohateny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 Tra-boina |
Sokajin-teny | 10 anarana (lohatenin' boky) |
Voambolana |
11 Haisoratra: boky |
Singan-teny | 12 tra-boina |
Mpanoratra |
13 Rakoto Odeam |
Fivaditsoratra | 14 taborina, Tra-boina, tra-boina, taborina, Tra-boina, tra-boina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |