|
|
|
|

Teny iditra 1  voina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Loza mihatra, antambo mby an-koditra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 calamity, aflliction [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 malheur, châtiment, peine, souillure, déshonneur, malédiction [1.3#848]
6 calamité, désastre [1.8]
Ohatra  7  Izy aloha dia tonga isan-kerinandro taorian' iny voina iny. [2.472#111]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 13 misy io teny io
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 anivo, 12 avony, 13 niavo, 14 vinoa, 15 viona, 16 voany, voina

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07