Teny iditra (1/2) | 1 tra-bonjy |
Singan-teny | 2 tratra, vonjy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza olona voavonjy ara-potoana soa aman-tsara, ka tsy tratran' ny loza |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] saved at the last moment, rescued |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] sauvé au dernier moment |
Teny iditra (2/2) | 7 trabonjy |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.196] (de tratra : atteint, attrapé ; et vonjy : secours, assistance). D'après le dictionnaire malgache-anglais de Richardson, ce serait une plante médicinale. On avait recours à elle en cas d'accident, de malaise subit. Non identifiée. [Merina]
|
Voambolana |
10 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Fivaditsoratra | 11 trabonjy, tra-bonjy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |