|
|
|
|

Teny iditra1  trafo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ilay mivohitra eo an-doha soroky ny karazambiby sasantsasany, toy ny omby, rameva, sns...
Fivontosana sampona eo an-damosina ka mahavokoka
Zava-tsy misaraka amin' ny tena.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] the hump of cattle
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] la bosse du boeuf
Voambolana  6  Haiaina
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny trafo io

Fivaditsoratra  15  fatro, fotra, trafo, trofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21