Teny iditra (1/2) | 1 trafon' omby |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ilay mivohitra eo an-tsoroky ny omby |
Singan-teny | 4 trafo, omby |
Teny iditra (2/2) | 5 Trafonomby |
Sokajin-teny | 6 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Voambolana |
7 Haitoetany: tanàna |
Singan-teny | 8 trafo, omby |
Fivaditsoratra | 9 trafon' omby, Trafonomby |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/07 |
![]() |