Teny iditra (1/2) | 1 trambo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3#739] perfidie, malheur, conséquence funeste |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 5 trambo |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Karazam-bibikely maro tongotra misy poizina ny kaikiny |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.3#739] le cent-pieds |
Voambolana |
9 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny trambo io |
Fivaditsoratra | 14 trambo, tromba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |