Teny iditra ladinintrambo (ladina, trambo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaran' aretina mitovitovy amin' ny tandomerina, saingy mitsoriadriaka lavalava ny fivontosana aminy fa tsy mitapelapelaka vorivory [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay espèce d'urticaire oblongue [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra fadiditra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31