Teny iditra tranobe
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [ trañobe ] [Bezanozano] lapa [Rakotosaona 1972]
 tranon-drazana voatokana ho an'ny raharaham-pianakaviana rehetra toy ny famorana, fanambadiana, faha fatesana... [SLP 1986]
Famaritana frantsay maison ancestrale où se déroulent tous les évènements familiaux [SLP 1986]
Voambolana 
Teny nalaina 

2009/09/09