Teny iditra | 1 tranobe |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Bezanozano]
[trañobe] lapa 4 [1.13] tranon-drazana voatokana ho an'ny raharaham-pianakaviana rehetra toy ny famorana, fanambadiana, faha fatesana... |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] maison ancestrale où se déroulent tous les évènements familiaux |
Voambolana |
6 Fifandraisana: fianakaviana |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny tranobe io |
Fivaditsoratra | 8 atrebon, nabetro, natrebo, tranobe, trebona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |