Teny iditra | 1 trano falafa |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Trano vita amin' ny falafa |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a house made of falafa |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] case faite de falafa |
Ohatra |
6 [2.499] Mitanatana vava miandry tsiodrivotra hamelombelona azy ny trano falafan' i Mahafasan' i Farafangana. |
Singan-teny | 7 trano, falafa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |