Teny iditra | trano heva | ||||||
Singan-teny | trano ; heva | ||||||
Sokajin-teny | kambanteny | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Izay tsy nasiana rindrina fa zoro sy lavany ary sakany fotsiny mba hipetrahan'ny lohany [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Un hangar composé d'un troit soutenu seulement par des piliers [1.3] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Tsipelina hafa | tranoheva | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |