|
|
|
|

Teny iditra1  trano heva
Singan-teny  2  trano, heva
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] izay tsy nasiana rindrina fa zoro sy lavany ary sakany fotsiny mba hipetrahan'ny lohany
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#740] un hangar composé d'un troit soutenu seulement par des piliers
Ohatra  6  Lavaka iray lehibe ao ambadiky ny tranoheva no amatrarany ny fako sy ny zezi-tsoavaly. [2.470]
7  Naantsoko moramora teo amoron-dalana ny fiarakodia, dia namoha ny tranoheva fitoerany aho. [2.944]
8  Mbola izy telo mianaka ihany no hita teo amin' ny trano heva [2.356]
Tsipelina hafa  9  tranoheva

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20