|
|
|
|

Teny iditra1  tranomasina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Trano kely miorina ambony fasan' ny mpanjaka
Ohatra  4  [2.48] Ary ny tranomasina, dia 12 miandálana
5  [2.508#] Nasiana tranomasina ny fasany araka ny tenin'Andriamasinavalona kanefa nafarana tsy hamboarina intsony rehefa simba.
Singan-teny  6  trano, masina
Mpanahaka  7  tranomanara

Fivaditsoratra  8  anantsoriam, anatrosinam, manatrosina, manatrosìna, namotsirana, tranomasina

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11