|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tranon' omby
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.62] trano natokana ho an' ny omby, ary tsy maintsy ahitana rivotra madio, hazavana, tara-masoandro, maloka ihany koa, mba hahazoan' ny omby mivelona tsara
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] étable
Voambolana  5  Toe-karena: fiompiana
Singan-teny  6  trano, omby

Teny iditra (2/2)7  tranonomby
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Sari-na fihinanan' omby mampahatsiaro ny nahaterahan' i Kristy fahizay, atao ao an-trano fiangonana amin' ny fetin' ny Krismasy
Voambolana  10  Fivavahana, finoana

Fivaditsoratra  11  nirombotan, tranon' omby, tranonomby

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25