Teny iditra (1/2) | 1 tranon' omby |
Singan-teny | 2 trano, omby |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.62] trano natokana ho an' ny omby, ary tsy maintsy ahitana rivotra madio, hazavana, tara-masoandro, maloka ihany koa, mba hahazoan' ny omby mivelona tsara |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] étable |
Voambolana |
6 Toe-karena: fiompiana |
Teny iditra (2/2) | 7 tranonomby |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Sari-na fihinanan' omby mampahatsiaro ny nahaterahan' i Kristy fahizay, atao ao an-trano fiangonana amin' ny fetin' ny Krismasy |
Voambolana |
10 Fivavahana, finoana |
Fivaditsoratra | 11 nirombotan, tranon' omby, tranonomby |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23 |