Teny iditra | 1 traotraoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Anarana omena ilay taolamalemy mivohitra eo anoloan' ny lohatraoka |
Voambolana |
4 Haiaina |
Fototeny | 5 traoka |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny traotraoka io |
Fivaditsoratra | 8 tarotaroka, toratoraka, traotraoka, troatroaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/22 |
![]() |