Teny iditra (1/2) | 1 tresaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vaky sady mivava, misokatra. |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 tresaka |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.13] vakin-tongoa, fay na tsefaka ka misy miletsy, misy misondrotra |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.13] faille |
Voambolana |
13 Haibolantany |
Mpanahaka | 14 etry, fay |
Fivaditsoratra | 15 atresak, retsaka, sekatra, tresaka, tseraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |