Teny iditra (1/2) | 1 triotrio |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 anaram-boronkely fotsy tratra sy lava rambo mpipetraka eny an-tafontrano sy eny an-tokotany rehetra eny: K'aja manoñon-tena koa triotrio an-tafontrano sy eny an-tokotany rehetra eny [Tanala]
[1.78] 4 Anaran-kafa ilazana ny fandiafasika [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 bergeronnette [1.54] |
Ohatra |
6 hoy ny navalin' ny triotrio ny domohina. [2.445] |
Voambolana |
7 Haibiby: vorona |
Lohateny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny triotrio io |
Teny iditra (2/2) | 10 Triotrio |
Zana-dohateny | 11 Boky famakian-teny (taona fahadimy) |
Singan-teny | 12 triotrio |
Sokajin-teny | 13 anarana (lohatenin' boky) |
Voambolana |
14 Fianarana |
Mpanoratra |
15 Razafintsalama-Rabenjamina Lucie |
Mpanonta printy |
16 , 1979. Takila: 221 |
Lahatsoratra | 17 |
Fivaditsoratra | 18 Triotrio, triotrio, Triotrio, triotrio |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16 |