Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
1
tritra
tri
tra
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
[
1.1
]
Hamaivanan-doha mahatonga hipelipelika sy hitsambikimbikina manakotaba ny sasany
Sampanteny
4
Matoantenin' ny mpanao :
manatritratritra
,
mitritratritra
5
Matoantenin' ny iharana :
atritratritrao
,
atritra
tri
tra
,
tafatritratritra
6
Matoantenin' ny fameno :
anatritratritrana
,
itritratritrana
7
Anarana :
fanatritratritra
,
fanatritratritrana
,
fitritratritrana
,
fitritratritra
,
mpitritratritra
,
kotritra
tri
tra
8
Mpamaritra :
mahatritratritra
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31