Teny iditra trohy (troka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao trohina [fitanisana]
Ohatra Trohy ny tsoka amin' ity taolana ity fa tsara [Rajemisa 1985]

Teny iditra trohy
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay  [Betsimisaraka] (gén. impératif du verbe troka : aspirer ; on aspire le nectar des fleurs qui est très sucré ; c'est surtout un jeu d'enfants). Dombeya trohy Arènes (Malvaceae). Nom relevé par le forestier Coudreau, par Decary, etc. C'est une espèce très mellifère, à floraison abondante. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Dombeya trohy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31