Teny iditra | 1 tsabahina |
Fototeny | 2 tsabaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Haronina amin' ny tanana ka manjary maloto: Tsy hihinana io ro io aho fa efa notsabahin' ny ankizy Enti-milaza zavatr' olona iditridirana tsy misy antony: Aza tsabahinao ny raharahan-tokantranon' olona Idirana: Aza tsabahinareo io trano io fa misy areti-mifindra |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 hatsabany, itsabahan, nitsabaha, tsabahina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |