|
|
|
|

Teny iditra1  tsahivina
Fototeny  2  tsiahy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tsarovana, tadidina: Tsahivo ilay teniko taminao
Ohatra  5  Ny varavarana narindrina mora vohana
ny teny natao mora tsahivina
ny vato naorina adidy
[2.131]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10  tsiahivina

Fivaditsoratra  11  hanavitsy, havatsiny, havitsina, hivatsian, nahavitsy, tsahivina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20