Teny iditra tsahivo (tsiahy)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tsahivina [fitanisana]
Ohatra 
1Tsahivo ilay teniko taminao [1.1]
2Tsahivo mandrakariva ny fanekeny, ny teny nataony ho an'ny taranaka arivo mandimby. [2.996]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31