Teny iditra | tsahoina (tsaho) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Lazaina ka aely: Tsahoin' ny olona fa hipoaka indray ny adin' ny Jiosy sy ny Arabo [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | ahantsio, anatsiho, anitsaho, asintaho, tosahina, tsahoina, tsaohina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |