Teny iditra | 1 tsaho |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny na resaka mandeha mitety hatrany, izay tsy mbola voafototra na marina na tsia; vaovao tsy fanta-pototra heno miely ombieny ombieny: Mandeha ny tsaho fa hody daholo, hono, ny Vazaha |
Ohatra |
4 Tapa-bolana taorian' izay, nisy tsaho niely izay tsy fantatra ny niaviany: [2.472] |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 9 sahoa, siosio, honohono, tsahotsaho, vaovao, resaky ny olona, tohono, fosafosa, ketsoketso |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 14 hatso, tsaho, tsoha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |